4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy ny eto... - Les Serviteurs et Messagers du Seigneur(SMS)


Sambatra Ianao raha enjehina noho ny fahamarinana
Ny Fahamarinana re no katsahina hahazoana fiainana
Fiainana mandrakizay fa tsy fiainanan eto ami’ty tany
Eto ami’ty tany ity fisantarana fiainana mandrakizay

Ref: Any an-danitra no tanjoko
Any feno hahasambarana e!
Any an-danitra eo anilan-dRay
Any iriko ho fonenako
Ka andeha isika hiara-hanandra-peo
Haniry hatrany hiantso mafy hoe:
Any an-danitra no tanjoko
Any feno hahasambarana e!
Any an-danitra eo anilan-dRay
Any iriko ho fonenako

Ndao miovà atolory ny tena ho diovin’ny Jesosy
Jesoa no lalana Fahamarinana ary fiainana
Fiainana mandrakizay fa tsy fiainanan eto ami’ty tany Eto ami’ty tany ity fisantarana fiainana mandrakizay


Ny lalana tsara itondran’I Jehovah no mendrika hizoranao
Hizoranao ho any amin’ny lalana marina hahazoana fiainana
Fiainana mandrakizay fa tsy fiainanan eto ami’ty tany
Eto ami’ty tany ity fisantarana fiainana mandrakizay


Partager tsy ny eto...

Commenter tsy ny eto...

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Les Serviteurs et Messagers du Seigneur(SMS)